Entry (1/2) | 1 manalina |
Root | 2 alina |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mitana hatramin' ny fahatongavan' ny alina, mitana ela loatra: Nanalina ahy ny resa-dRabe omaly. [1.1] |
Explanations in English |
5 to detain till night; to misspend one's days and hours. [1.2] |
Explanations in French |
6 retenir jusqu'à la nuit ou longtemps [1.3] |
Examples |
7 izany enti-maty ka raha misy ratsiny, tsy manalina andro. [2.245#] 8 Izay miantso ny hafa manalina andro, fa ny havana tsy antsoina no avy manatona. [2.298#] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Entry (2/2) | 14 manalìna |
Root | 15 alina |
Part of speech | 16 imperative of active verb manalina |
Tables and plates |
17 All the active imperatives |
Anagrams | 18 manalina, manalìna, manilana, manilàna, manalina, manalìna, manilana, manilàna |
Updated on 2023/08/11 |