Entry (1/2) | 1 mialina |
Root | 2 alina |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Maharitra mandritra ny fotoana elaela: Efa nialina andro io laoka io ka simba ~ Hena mialin-taona no hanina amin' ny Fandroana [1.1] |
Explanations in English |
5 to partially penetrate 6 to remain a night before being used, as mud for making walls, etc. [1.2] |
Morphology |
|
Entry (2/2) | 10 mialina |
Root | 11 alina |
Part of speech | 12 active verb |
Explanations in Malagasy |
13 matory andalana mandritry ny alina maromaro [Sihanaka]
[1.78] 14 Miasa alina, mandany ny alina miasa: Nialina izy vao nahavita io zaitra io 15 Misakafo hariva: Tamin' ny sivy izahay vao nialina omaly 16 Mihinana (zavatra hafa noho ny vary) amin' ny hariva, amin' ny alina: Mialim-bomangary zareo ato atsimo. [1.1] |
Examples |
17 Amin' ny Betsileo ny kanakana mialina no ataony hanim-py malaza. [1.437#] |
Compound words |
|
Anagrams | 19 limaina, maiñila, mialina |
Updated on 2023/10/26 |