|
|
|
|

Entry (1/3)1  hala-
Part of speech  2  morphological form of halatra

Entry (2/3)3  hala
Part of speech  4  adjective
Explanations in Malagasy  5  tsy tiana [Betsimisaraka] [1.78]6  Tsy fitiavana: Tsy tokony hasiana tombo sy hala ny ray aman-dreny 7  Tsy tiana, tsy tiana mainty, tsy tian-kojerena: Halako ny olona ratsy fanahy 8  Tiana be loatra: Halam-baratra ny hazo avo [1.1]
Explanations in English  9  hated, detested, abhorred. [1.2]
Explanations in French  10  haï, détesté [Taisaka] [1.82]
Derivatives 
11  Active verbs :
12  Passive verbs :
13  Relative verbs :
14  Names :
15  Adjectives :
Compound words 

Entry (3/3)20  hala
Part of speech  21  noun
Vocabulary  22  Zoology: invertebrates
Explanations in Malagasy  23  maingoka: Mihira fonofonoka tsy mahay ody hala [Antambahoaka+Tanala+Tanosy] [1.78]24  maingoka [Antefasy+Antesaka] [1.78]25  bibikely manaikitra [Betsimisaraka] [1.78]26  Karazam-bibikely izay valo ny tongony, efatra andaniny avy, ary ny vatany mizara roa: ny tratrany izay miraikitra amin' ny lohany, ary ny kibony boribory lehibebe; mamoaka tsiranorano io kibony io, izay tonga kofehy manify rehefa tratran' ny rivotra, atao hoe landinkala [1.1]
Explanations in English  27  a scorpion. [Mal. kala; Port Moresby makela.] [1.2]28  a spider [1.2, 1.7]
Explanations in French  29  scorpion [Taisaka] [1.82]30  araignée [1.8]
Compound words 
Zoonyms 
Proverbs  33  Proverbs containing the word hala
Article  34  Randzavola: hala ao amin' ny Baiboly

Anagrams  35  hala-, laha-

Updated on 2023/10/29