|
|
|
|

Entry1  mikororosy
Root  2  kororosy
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Manao ankororosy
5  Mikodingy, mivarimbarina: Nikororosy tany an-tevana ilay mpangalatra
6  Midina, mitambororotra, izany hoe mikorotsaka fotsiny hatrany: Tia mikororosy (na tia manao ankororosy) ambonin' ny ranomandry ny mponina any andafy ~ Efa nikororosy ireo nanodinkodim-bolam-bahoaka teo aloha [1.1]
Explanations in English  7  to slide; to fall down [1.7]
Explanations in French  8  glisser, dégringoler [1.8]
Examples  9  Tsy inoako ny hoe mikororosy fahana ny olombelona ka hanjary ratsy noho ny taloha. [1.369#]
Morphology 
10  Present :
11  Past :
12  Future :
13  Imperative :
Compound words 
Proverbs  15  Proverbs containing the word mikororosy

Updated on 2023/05/20