Entry | 1 raraka |
Part of speech | 2 participle |
Explanations in Malagasy |
3 Teny ilazana rano na voan-javatra mianjera ka miparitaka, na fofona vaky ka miely, very: Raraka daholo ilay menaka vao novidina / Raraka tao amin' ny tany ny fotsimbary 4 Tsy afa-panadinana: Raraka indray Rabe tamin' ny fanadinana farany tao. [1.1] |
Explanations in English |
5 spilled, scattered [1.7] |
Explanations in French |
6 répandu, comme de l'eau, des grains, des parfums; qui s'est détaché, comme des feuilles d'un arbre 7 Figuré: arrêté par la lassitude; ruiné [1.3#513] 8 éparpillé [1.8] |
Examples |
9 raraka tamiko ny antsasak' ilay rano. [2.4#119] 10 Tsy hisy raraka an-tany izay haloaky ny vavanao. [2.528#102] |
Morphology |
|
Derivatives |
|
Compound words |
|
Proverbs | 22 Proverbs containing the word raraka |
Updated on 2023/07/20 |