Index |
| ||||||||||||||||||||
Proverbs : fotoana | |||||||||||||||||||||
Proverb 1 | Fotoam-bita tsy mahaleo ny sampona. [2.558 #1199]
Ny fotoam-bita tsy mahaleo ny sampona. [2.558 #3014] | ||||||||||||||||||||
Proverb 2 | Raha lava ny tanety misy fisainana, ny fotoana maharitra mahabe hevitra. [2.558 #3596] | ||||||||||||||||||||
Proverb 3 | Raha tonga izay fotoana, ka tapaka ny andro, dia iambohoana izao tontolo izao. [2.415 #2916] | ||||||||||||||||||||
French translation | Lorsqu' arrive le terme et que le fil des jours est rompu, alors il faut tourner le dos à ce monde. [2.415 #2916] | ||||||||||||||||||||
Index |
| ||||||||||||||||||||