|
|
|
|

Entry (1/3)1  fotoana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Faharetana voamariky ny fifandimbiasan' ny andro sy ny alina, ny taona, ny zava-dehibe nitranga: Tamin' ny fotoana nanjakan' Andrianampoinimerina no nandroso fatratra ny teto Imerina
4  Andro: Be loatra ny asa ka mila tsy hanam-potoana hisakafoana akory aho
5  Paik' andro, fetr' andro: Tonga ny fotoana handoavanao ny volako ka omeo aza fady
6  Tapak' andro, ora nifanaovana, nifanarahana hihaonana: Tamin' ny telo no fotoananay nefa mbola tsi tonga ihany izy
7  Fizarantaona fanaovana asa, taozavatra: Fotoana fanetsana izao. [1.1]
Explanations in English  8  an appointed time. Same as fitoana. [1.2]
9  time; a rendezvous [1.7]
Explanations in French  10  (qu'on prononce quelquefois fitoana) rendez-vous, terme, échéance, temps ou lieu fixé [1.3]
11  le temps; moment; rendez-vous [1.8]
12  temps, date [1.13]
Examples  13  Ny fotoana toy io dia mitondra vetsovetso mahamanina. [2.499]
14  Fa nitsivalana teo amin' ny làlany ny Antsiantsy, ka nifanandrina fotoana fohy izy roa lahy. [2.5]
Morphology 
15  Simple :
16  Prefixed :
Derivatives 
17  Active verbs :
18  Passive verbs :
19  Relative verbs :
20  Names :
21  Adjectives :
Synonyms  22  fitoana
Compound words 
Proverbs  39  Proverbs containing the word fotoana
Article  40  Randzavola: fotoana ao amin' ny Baiboly

Entry (2/3)41  fotoana
Part of speech  42  noun
Explanations in French  43  menstruation [1.13]
Vocabulary  44  Biology
Morphology 
45  Simple :
46  Prefixed :

Entry (3/3)47  fotoana
Part of speech  48  noun
Explanations in French  49  Rhodolaena bakeriana Baill. (Sarcolaenaceae). Voir aussi foto. [Sihanaka, Merina] [1.196]
Vocabulary  50  Botany
Scientific name 

Anagrams  52  afotano, fotoana

Updated on 2023/05/20