|
|
|
|

Entry (1/4)1  vinany
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Geography: (in general)
Explanations in Malagasy  4  Vava fidiran' ny renirano amin' ny ony, na ny ony amin' ny ranomasina [1.1]
Explanations in English  5  The confluence of two rivers; the estuary of a river at a lake or at the sea [1.7]
Explanations in French  6  Confluent de deux rivières; embouchure ou estuaire d'un fleuve [1.8]
Compound words 
Toponyms 

Entry (2/4)12  vinany
Part of speech  13  noun
Vocabulary  14  Philosophy
Explanations in Malagasy  15  Eritreritra na tsindrimandry amin' ny mbola ho avy, tombantombana eo ho eo: Vinany ara-keviny fotsiny ante no ilazako izany e! [1.1]
16  Nofinofy sy hevi-dravina kitoatoa na anjoanjo: Ialahy ity koa dia manao vinany mihitsy! [1.1]
17  Zavatra na teti-dratsy, hasomparana: Tandremo sao manao vinany aty aminay aty a!) [1.1]
Explanations in English  18  A guess, a conjecture; a prediction [1.7]
Explanations in French  19  Conjecture; prédiction [1.3, 1.8]
20  Divination, prophétie [1.3]
21  Action d'estimer, de calculer peu à près [1.3]
Examples  22  Tsy dia fantatro tsara akory izay nolazainy, fa araka ny vinaniko dia toa izany no nataony [2.471]
Morphology 
23  Simple :
24  Prefixed :
Derivatives 
25  Active verbs :
26  Passive verbs :
27  Relative verbs :
28  Nouns :
29  Adjectives :
Compound words 

Entry (3/4)32  vinany (vina)
Part of speech  33  noun vina and pronoun
Explanations in English  34  Its probability [3.1]
Explanations in French  35  Sa probabilité [3.1]

Entry (4/4)36  Vinany
Part of speech  37  name (toponym)
Vocabulary  38  Geography: towns
Elementary words  39  vinany
Tables and plates  40  Full list

Anagrams  41  vaniny, vinany

Updated on 2023/10/23