|
|
|
|

Entry (1/4)1  vinany
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Vava fidiran' ny renirano amin' ny ony, na ny ony amin' ny ranomasina [1.1]
Explanations in English  4  the confluence of two rivers; the estuary of a river at a lake or at the sea [1.7]
Explanations in French  5  confluent de deux rivières; embouchure ou estuaire d'un fleuve [1.8]
Vocabulary  6  Geography: (in general)
Compound words 
Toponyms 

Entry (2/4)12  vinany
Part of speech  13  noun
Explanations in Malagasy  14  Eritreritra na tsindrimandry amin' ny mbola ho avy, tombantombana eo ho eo: Vinany ara-keviny fotsiny ante no ilazako izany e!
15  Nofinofy sy hevi-dravina kitoatoa na anjoanjo: Ialahy ity koa dia manao vinany mihitsy!
16  Zavatra na teti-dratsy, hasomparana: Tandremo sao manao vinany aty aminay aty a!) [1.1]
Explanations in English  17  a guess, a conjecture; a prediction [1.7]
Explanations in French  18  conjecture; prédiction [1.3, 1.8]
19  divination, prophétie
20  action d'estimer, de calculer peu à près [1.3]
Examples  21  Tsy dia fantatro tsara akory izay nolazainy, fa araka ny vinaniko dia toa izany no nataony [2.471]
Vocabulary  22  Philosophy
Morphology 
23  Simple :
24  Prefixed :
Derivatives 
25  Active verbs :
26  Passive verbs :
27  Relative verbs :
28  Names :
29  Adjectives :
Compound words 

Entry (3/4)32  vinany
Root  33  vina
Part of speech  34  noun vina and pronoun
Explanations in English  35  its probability [3.1]
Explanations in French  36  sa probabilité [3.1]

Entry (4/4)37  Vinany
Elementary words  38  vinany
Part of speech  39  name (toponym)
Vocabulary  40  Geography: towns
Tables and plates  41  Full list

Anagrams  42  vaniny, Vinany, vinany, vaniny, Vinany, vinany

Updated on 2023/10/23