|
|
|
|

Entry1  lasam-binany
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  ilazana indrindra ireo zatovo verivery hevitra noho ny fitiavana, tratran' ny alahelo sy manjonitra tsy marary [1.1]
Examples  4  Mahatsiaro tena ho eo anoloan' ny fahamarinana aho, hoy indray izy lasambinany, ka te-hanatri-maso izay nitranga marina. [2.5#]
Synonyms  5  lasam-borona
Elementary words  6  lasa, vinany

Updated on 2023/10/24