|
|
|
|

Entry1  vinanina (vinany)
Part of speech  2  passive verb
Explanations in Malagasy  3  Lazaina na ambara mialoha: Novinaniny ny hahazo ny olombelona any amin' ny taonjato faha-XXV 4  Fantarina na dia tsy hita aza: Vinanio iza no namely anao 5  Fantarina kitoatoa: Vinanio iza no nahazo ny loka lehibe indrindra tamin' ny antsapaka 6  Alain antsaina, an' eritreritra: Tsy azonao vinanina ny fahoriana nahazo ahy [1.1]
Explanations in English  7  to be guessed at; to be conjectured; to be predicted [1.7]
Explanations in French  8  qu'on conjecture, qu'on devine, qu'on prophétise: Tsy azon' ny olombelona vinanina ny ho avy, raha tsy ambaran' Andriamanitra (Les hommes ne peuvent pas prophétiser l'avenir, si Dieu ne le leur révèle) [1.3]9  qu'on devine; qu'on prédit; qu'on estime à peu près [1.8]
Morphology 
10  Present :
11  Past :
12  Future :
13  Imperative :
Compound words 

Updated on 2023/01/20