|
|
|
|

Entry1  mpaminany
Root  2  vinany
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Olona mahalala mialoha ny zavatra ho avy [1.1]
Explanations in English  5  a prophet [1.7]
Explanations in French  6  prophète [1.8]
Examples  7  Zovy no hatoro fa olo-mpandinika ny fiainana, sy mpaminany hevitra, ary mpamantatra olona Ramalagasy? [2.298#]
Vocabulary  8  Religions, Beliefs
Titles 
Proverbs  10  Proverbs containing the word mpaminany
Article  11  Randzavola: mpaminany ao amin' ny Baiboly

Updated on 2023/01/20