Entry tafiotra
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Rivotra mahery [1.1]
Examples 
1Tafiotra nateti-piavy no nampihofahofa ny ravin-kazo ary erika madinika no nifafy tsindraindray. [2.5]
2Raha sendra variana niandriaka iny izy ireo no injay nisy tafiotra mafy dia mafy namely azy ireo. [2.445]
Vocabulary 
hyperonym 
Co-hyponyms 

Anagrams 

Updated on 2023/03/19