Entry | rambondanitra | ||||
Elementary words | rambo ; lanitra | ||||
Part of speech | noun | ||||
Explanations in Malagasy | Rivotra mifofofofo indray mandeha, dia toa mitsangana ary mihodinkodina an-toerana no sady mifindra toerana, ka izay voafaoka ao anatiny (vovoka, ravinkazo, poti-javatra madinika...) dia entiny misangodina miaraka aminy [1.1] | ||||
Explanations in English | [ rambin-danitra ] A water-spout [1.2] | ||||
[ rambin-danitra ] A waterspout, the funnel of a tornado [1.7] | |||||
Explanations in French | [ rambin-danitra ] Trombe [1.8] | ||||
Vocabulary | Meteorology | ||||
hyperonym |
| ||||
Co-hyponyms |
| ||||
Analogs | alapoie ~ ambarao ~ ampalo ~ ampela ~ animbaratra ~ añina ~ añindambo ~ añintafara ~ fandohotse ~ radraty ~ raorao ~ rea ~ sikilaonina ~ sobe ~ tadio ~ tafio-drivotra ~ tafiotra ~ tsitoly ~ varatraza ~ variona | ||||
Proverbs | Proverbs containing the word rambondanitra | ||||
Updated on 2023/06/11 |
![]() |