|
|
|
|

Entry (1/3)1  misalasala (salasala)
Part of speech  2  active verb
Vocabulary  3  Philosophy
Explanations in Malagasy  4  Tsy tapa-kevitra amin' izay tokony hatao: Nisalasala tamin' izay tokony halehany izy, na ho any Antsahafiraisana na ho any Ankadindambo [1.1]
5  Tsy matoky fa marina: Misalasala amin' ny filazako angaha ianao? ~ Misalasala aho na ho avy izy na tsia [1.1]
Explanations in English  6  To be in doubt, to hesitate [1.7]
Explanations in French  7  être dans le doute, hésiter [1.8]
Examples  8  Ny lakana efa vonona, nefa izato izy toa mbola misalasala, miherikerika, mitazantazana, mitsinjotsinjo. [2.499]
Morphology 
9  Present :
10  Past :
11  Future :
12  Imperative :
Analogs  13  Miahanahana, miroahana, mihambahamba, miherohero, miahotrahotra, miambakavaka14  Sanganehana, vaka, sadaika, sakodiavatra, haingihaingy, somaingisaingy, hangihangy, tsy tapa-kevitra, varakahaka, very fanahy, miroa saina, miroa hevitra, miroahana, miroanahana, mamokehana, mangezaheza, miakoriasa, mihambahamba, miambatrambatra, mihabahaba, mihazohazo, miahotrahotra, mihelohelo, miherohero

Entry (2/3)15  misalasala
Part of speech  16  active verb
Explanations in Malagasy  17  Maniry soa [1.78]

Entry (3/3)18  misalasalà (salasala)
Part of speech  19  imperative of active verb misalasala
Tables and plates  20  All the active imperatives

Updated on 2023/01/20