Entry | 1 miambatrambatra |
Root | 2 ambatrambatra |
Part of speech | 3 active verb |
Examples |
4 ry Tompo, olona mananosarotra ihany aho raha hiteny, ary hatramin'ny omaly sy afak'omaly no toy izany aho, ary na dia hatramin'izao hitenenanao amin'ny mpanomponao izao aza miambatrambatra ny vavako sy ny lelako. [2.996] |
Updated on 2020/07/31 |