Entry | 1 miroahana |
Root | 2 roahana |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.10] 5 Misalasala, sanganehana, mihambahamba tsy matoky tena: Niroahana be ihany izy alohan' ny handehanany [1.1] |
Explanations in English |
6 to hesitate, to doubt; to be of two minds [1.2] |
Explanations in French |
7 hésiter, être en suspens, douter, ne savoir quel parti prendre: Miroahan-dava izy (Il hésite sans cesse) [1.3] |
Examples |
8 Avy amin'i Zabolona, dimy alina, samy azo alefa amin'ny tafika, vonon-kiady, efa hary fiadiana tsara mihitsy, mba hilahatra hiady amin'ny fo tsy miroahana. [2.996] |
Vocabulary |
9 Philosophy |
Morphology |
|
Analogs | 13 misalasala, miahanahana, mihambahamba, miherohero |
Anagrams | 14 amohirana, anamariho, hamaroina, hamoraina, miroahana |
Updated on 2023/01/20 |