Entry (1/2) | 1 mihambahamba (hambahamba) |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy | 3 Misalasala, tsy tapa-kevitra fa miahotra: Tsy tapa-kevitra na hijanona na handeha Rakoto fa mihambahamba ao 4 Miahotrahotra na miatoato raha miteny [1.1] |
Examples |
5 Ny fioirany, ny lahatra atolotr' Andriamanitra azy sy ny ankohonany no afaka hamaly tsy mihambahamba ny fihetsem-pony tsy misy diso! [2.470] |
Morphology |
|
Entry (2/2) | 10 mihambahambà (hambahamba) |
Part of speech | 11 imperative of active verb mihambahamba |
Explanations in Malagasy | 12 [1.1] |
Explanations in French | 13 [1.3] |
Tables and plates |
14 All the active imperatives |
Anagrams | 15 mihambahamba, mihambahambà, mihambahamba, mihambahambà |
Updated on 2023/01/20 |