|
|
|
|

Entry1  sadaika
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  Misalasala sy mihazohazo eo am-panaovan-javatra na eo am-pitenenana, sanganehana: Sadaika aho ity fa handroso, maty raibe, hihemotra maty renibe
4  Tsy mahita izay hatao, misalasala noho ny henatra na tahotra: Sadaika aho hiteny eo imason' ireo olona betsaka ireo [1.1]
Explanations in French  5  perplexe, embarrassé dans le choix, hésitant entre deux choses [1.3]
Derivatives 
6  Adjectives :
Other spellings  7  sadaikatra

Anagrams  8  asadika, sadaika, sadiaka, saka dia

Updated on 2020/07/31