|
|
|
|

Entry (1/8)1  fara
Part of speech  2  noun or adjective
Vocabulary  3  Relationships: family
Explanations in Malagasy  4  Taranaka, dimby, solofo (tsy fampiasa irery afa-tsy amin' ny hoe "Arahaba nomen' Andriamanitra ny fara, mahazo fara". Fa matetika dia miaraka amin' ny teny hoe "dimby": Hoderain' ny fara aman-dimby ny olona nahavita soa toa azy 5  (ampiasaina atao eo alohan' ny anarana). Amin' ny fotoana na amin' ny laharana aoriana indrindra: Nanao fara jery ny zanany izy dia lasa 6  Amin' ny laharana ambony indrindra: Tonga amin' ny fara voninahitra izy (tsara homarihina fa mitovy amin' ny hoe "farany" ihany ny hoe "fara", saingy ny "fara", atao alohan' ny anarana, ny "farany" kosa eo aoriana: farajery, fijerena farany [1.1]
Explanations in English  7  the last; offspring, children, an heir, succession, progeny. [Ar. fark, pulus (=furar). Comp. the Heb. par, a calf, a young bull; Germ. farr; also the Heb. bar, son, and the whole group of words from the same root (as parah=barah; Sansk. bhri (Zend. bara); Gr. phero; Lat. fero=Eng. bear, etc.] [1.2]8  the last; the supreme; a descendant, a child [1.7]
Explanations in French  9  final, dernier, suprême [1.3]10  fin [Taisaka] [1.82]11  dernier-né [1.54]12  le dernier; descendant, descendance; cf. farana [1.8]
Derivatives 
13  Active verbs :
14  Relative verbs :
15  Names :
Compound words 
Zoonyms 
Phytonyms 
Toponyms 
Proverbs  33  Proverbs containing the word fara

Entry (2/8)34  fara
Part of speech  35  noun
Explanations in Malagasy  36  Fepetra ifanarahana mialoha amin' ny fifanekena ifanaovana, [1.1]
Explanations in French  37  (farafara plus usité) les stipulations, les obligations, les conditions préalables d'un pacte, d'un contrat, les préliminaires d'un traité [1.3]
Synonyms  38  farafara

Entry (3/8)39  fara
Part of speech  40  Unspecified
Explanations in English  41  [1.2]
Derivatives 
42  Passive verbs :
43  Adjectives :

Entry (4/8)44  fara
Part of speech  45  noun
Vocabulary  46  Military
Explanations in Malagasy  47  ampinga, aro [Taimoro] [1.78]48  ampinga [Taisaka] [1.78]
Explanations in French  49  bouclier [Taisaka] [1.82]

Entry (5/8)50  fara
Part of speech  51  noun
Explanations in Malagasy  52  Tilikambo avo misy fanala mirehitra amin' ny alina manondro ny lalana tokony halehan' ny sambo na ny fiaramanidina [1.1]

Entry (6/8)53  fara
Part of speech  54  noun
Vocabulary  55  Botany
Explanations in French  56  (mis pour mangidifara : nom des plantes dont on ne perçoit l'amertume qu'au bout d'un certain temps) Polygala greveana Baill. (Polygalaceae). Racine riche en saponine. [Mahafaly] [1.196]
Scientific name 

Entry (7/8)58  Farà
Part of speech  59  name (biblical)
Vocabulary  60  Holy Scriptures
Explanations in English  61  Phurah [2.996]
Explanations in French  62  Pura [2.996]
Biblical quotes  63  Chapters and verses mentioning Farà
Tables and plates  64  Full list

Updated on 2023/10/20