|
|
|
|

Entry (1/2)1  miafara
Root  2  fara
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Enti-milaza zavatra iray izay ny farany: Miafara amin' ny h ny hoe Rajonah
5  Mipaka, mihatra: Miafara any an-dranomasina daholo ny renirano rehetra ~ Tandremo sao miafara aminao ny fiampangana [1.1]
Explanations in English  6  To be last, to be at the end. [1.2]
7  to terminate; to end up in a certain way [1.7]
Explanations in French  8  se terminer, finir, finir d'une certaine façon [1.8]
Examples  9  raha tsy miafara ho jamba izy ireny, dia katraotraofin' ny aretina mandra-pahafatiny. [2.470]
10  Niherika Railovy, ka nahatazana azy nidina moramora nanaraka ny vatan-kazo sady nanainga ny rambony miafara amin' ny lefona feno poizina mahatsiravina. [2.5]
Morphology 
11  Present :
12  Past :
13  Future :
14  Imperative :

Entry (2/2)15  miafarà
Root  16  fara
Part of speech  17  imperative of active verb miafara
Explanations in Malagasy  18  [1.1]
Explanations in French  19  [1.3]
Tables and plates  20  All the active imperatives

Anagrams  21  miafara, miafarà, miafara, miafarà

Updated on 2023/01/20