|
|
|
|

Entry1  fiafarana
Root  2  fara
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Farany, tendrony: Ny fahafatesana no fiafaran' ny zavamananaina rehetra [1.1]
Explanations in English  5  the ending, the final result, the way a person ends up [1.7]
Explanations in French  6  la terminaison, le résultat; la façon dont une chose finit [1.8]
7  extrémité [1.13]
Examples  8  Tany tsy misy fiafarana ity: tantely afa-drakotra, ka anjakan'ny adala! [2.298]
9  Izato habakabaka Mirentin-kazavana , Madio mangabakabaka , Tsy hita fiafarana! [1.263]
10  Ary tahaka ny "fiafarana" sy ny "fahanterana " rehetra, dia andron' ny fahanginana sy fieritreretana. [1.233]
Compound words 

Updated on 2023/08/11