Entry | 1 fararano |
Elementary words | 2 fara, rano |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Fizaran-taona manarakaraka ny fahavaratra, izany hoe hatramin' ny fevrie ka hatramin' ny avrily eo ho eo: mihenkena hatrany ny orana ka izany no' nahatonga ny anarany hoe "fararano". Amin' io fotoana io no fahavokaran' ny ankabeazan' ny hazo fihinam-boa ary fiakaran' ny vary vakiambiaty, ka izany no mahatonga ny teny fararano ho mitovy hevitra koa amin' ny hoe "hatondrahana": Imamo fararanon-tapia, Iarivo fararanom-bahoaka [1.1] |
Explanations in English |
5 harvest; lit. the last of the water, i.e. the rains; the harvest season, autumn. Usually March and April. [1.2] 6 the harvest, the harvest season [1.7] |
Explanations in French |
7 moisson; l'automne [1.8] |
Examples |
8 Andranobe lany vary ka naniry ny ho fararano. [2.588#] 9 Tao anatin'ny faran'ny fararano indrindra tamin'izay. [2.324#] |
Vocabulary |
10 Time 11 Geography: (in general) |
Compound words |
|
Proverbs | 13 Proverbs containing the word fararano |
Article |
14 Randzavola: fararano ao amin' ny Baiboly (=> Palestina) |
Anagrams | 15 fanararo, fararano |
Updated on 2023/12/01 |