|
|
|
|

Entry (1/5)1  soratra
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Marimarika isan-karazany azo vakina: Saro-bakina ny soratr' ity zaza ity [1.1]
4  Filazana an-tsoratra: Misy soratra milaza hoe tsy azo aleha ao [1.1]
Explanations in French  5  écriture, dessins quelconques, lignes, traits, figures, marque, peinture [1.3#632]
6  Pour les plantes : marques diverses qu'elles peuvent porter [1.196]
Examples  7  Betsaka ny soratra mitahiry sy mitantara fahorian' olombelona. [2.472]
8  Izany tantara izany dia voa soratra amy ny teni-gasy; [2.48]
Morphology 
9  Simple :
10  Prefixed :
Derivatives 
11  Active verbs :
12  Passive verbs :
13  Relative verbs :
14  Nouns :
15  Adjectives :
Compound words 
Patronyms 
Toponyms 
Titles 
Proverbs  35  Proverbs containing the word soratra

Entry (2/5)36  soratra
Part of speech  37  noun
Explanations in Malagasy  38  Dihy miara-be fanao taloha raha misy hasoavana malaza [1.1]

Entry (3/5)39  soratra
Part of speech  40  noun
Vocabulary  41  Health
Explanations in Malagasy  42  Tromba na aretina vokatry ny tromba mbola tsy tafavoaka [1.78]

Entry (4/5)43  soratra
Part of speech  44  noun
Vocabulary  45  Botany
Explanations in French  46  Nom donné aux plantes dont les feuilles ont des nervures bien dessinées ; surtout : Strychnos diplotricha Leeuwenb. (Loganiaceae). [1.196]
Scientific name 

Entry (5/5)48  Soratra
Part of speech  49  name (anthroponym)
Vocabulary  50  Religions, Beliefs
Examples  51  Ary milalao i soratra sy Matsatso [2.48#207]
Other spellings  52  rasoratra, rasoratra
Tables and plates  53  Full list
54  The ancient idols

Anagrams  55  sarotra, soratra, tsarôra

Updated on 2023/06/16