|
|
|
|

Entry1  haisoratra
Elementary words  2  hay, soratra
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Fahaizana mandinika ny soratra, fahalalana momba ny soratra: Hivoaka atsy ho atsy ny tantaran' ny haisoratra malagasy [1.1]
Explanations in English  5  prose [1.7]
Explanations in French  6  prose [1.8]
7  littérature [1.5#132]
Examples  8  Tantaran ny haisoratra malagasy, Fizarana I. [2.285]
9  Raha fintinina izany, dia azo lazaina fa tsy mitovy velively ny lanjan'ny fanabeazan'ny harivolana eo amin'ny fiarahamonina miaina amin'ny teny, sy ny an'ny haisoratra ao amin'ny fiarahamonina fehezin'ny soratra. [2.606]
Vocabulary  10  Literature: (in general)
Compound words 

Updated on 2023/05/23