|
|
|
|

Entry1  misoratra (soratra)
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  Mandatsaka anarana, manoratra ny anarana: Efa nisoratra omaly aho [1.1]
4  Misy sorany na volon-doko: Tsy tiako ny lamba misoratra [1.1]
Explanations in English  5  To be spotted, to be printed, to be striped, to be of different oolours; to be written [1.2#589]
Explanations in French  6  S’inscrire, être écrit, rayé, dessiné [1.3#632]
Examples  7  ny rafitra rehetra misoratra ao dia asiany ny famaky sy ny kanonta; [2.588#]
8  Haingoan'ny rantsana boribory sy ny akanjony zandiana misoratra manakona ny tapaky ny laferany. [2.895#]
9  Tsy maintsy ho mpifidy ireo vavolombelona ireo ary misoratra anarana amin' ny lisitry ny mpifidy ao amin' izay biraom-pifidianana nisy ny fitrangan-javatra na misehoan' ny voalaza ho tsy ara-dalàna [2.114#]
Morphology 
10  Present :
11  Past :
12  Future :
13  Imperative :
Compound words 
Proverbs  15  Proverbs containing the word misoratra

Updated on 2023/08/11