|
|
|
|

Entry1  voasoratra (soratra)
Part of speech  2  past participle
Explanations in French  3  écrit, dessiné, marqué, peint [1.3#632]
Examples  4  fa izao no voasoratry ny mpaminany [2.996#47.2.5]
5  Telo karazana ny fanazavana voasoratra ao. [2.117#89]
6  Vakio kely hoe ny sasany amin' izay voasoratra. [2.528#81]
7  Izay sekoly tsy voasoratra dia tsy isaina ho sekoly. [2.113#64]
8  Izay voasorany dia tsy ilaina ho tovontovonan-teny [1.436]
9  Anefa izay voasoratro mba noheveriko ho netinety ihany [2.356#166]
Morphology 
10  Past :
Synonyms  11  sinoratra

Updated on 2023/01/20