|
|
|
|

Entry1  mpanoratra (soratra)
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Lehilahy na vehivavy manoratra boky, ka izany no saika antom-pivelomany [1.1]
Explanations in English  4  Writer [1.17]
Explanations in French  5  écrivain, dessinateur [1.3]
Examples  6  Nony vita ny mpanoratra, dia nanorina ny fivavahana [2.48]
7  Fa ny anaranareo no hamarana ny tonom-bavako raha hitelina ny ranomasina, ka ho tanteraka ny tenin' ilay mpanoratra malaza hoe: [2.471]
Morphology 
8  Simple :
Tables and plates  9  Pseudonyms of Malagasy writers

Updated on 2023/01/20