|
|
|
|

Entry1  vorombetsifihinana
Part of speech  2  noun
Examples  3  [2.69#] mirebareba toa vorombe tsy fihinana
4  [2.508] Nitondra fanampim-panazavana toy izany koa ny Paléontologie indrindra ireo biby fantatry ny lovantsofina kanefa efa lany tamingana toy ny Lalomena sy ny vorombetsifihinana (Aepyornis) mbamin' ny Palynologie na fandinihana ny pollen avy tamin' ny voninkazo ary hita any anaty fotaka sy fompotra any amin' ny heniheny sasany.
Elementary words  5  Vorombe, tsy, fihinana
Synonyms  6  vorompatrana

Updated on 2024/12/10