|
|
|
|

Entry1  fihinana
Part of speech  2  noun or adjective
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fomba entina mihinana: Raisiny amin' ny hazo kely no fihinan' ny Sinoa ny vary
Azo hanina: Misy holatra betsaka tsy fihinana fa misy poizina
Examples  4  [2.117] fihinana ihany koa ny henany, indrindra fa ny rambony.
5  [2.643] Tsy fihinana, Kamarady, fa fady aminay, hoy ny filohan-tsokajy.
6  [2.59] Ny fihinana sy fisotroana dite ataon'ny olona izay idirana an-trano.
Root  7  hinana
Morphology 
8  Simple :
9  Prefixed :
Compound words 
Zoonyms 

Anagrams  16  anifihan, anihifan, fahaniƱy, fanahiny, fihinana, hifanany, nafahiny, nafihina, nahafiny, nanifiha, nanihifa, nifiahan, nihafian, Ny Fanahy

Updated on 2025/01/21