Entry | 1 voatango |
Root | 2 voa |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 voatavo fihinana [Tanala]
[1.78] 5 Karazam-boatavo lavalava voa, izay fihinana manta, mafotrafotra sy mangatsiatsiaka ny nofony [1.1] |
Explanations in English |
6 a kind ot muskmelon [1.7] |
Explanations in French |
7 espèce de melon musqué [1.8] 8 (de tango : action de couper au couteau les feuilles ou les autres organes végétaux). Cucumis parvifolius Cogn. (Cucurbitaceae). « Le melon malgache » d'après Vérin, Terre Malgache, 6 (juillet 1969), p. 95-104. Les jeunes pousses, fleurs et jeunes fruits étaient consommés comme légumes potagers. [Merina] [1.196] 9 [Sihanaka] 10 [Tsimihety] |
Examples |
11 ary toa valala voatango ka very fanahy mbola velona. [2.69#] 12 Ny voanjo voatango indray andro dia taomina lolohavina an-tsobika entina mody. [2.472#] |
Vocabulary |
13 Botany: fruit |
Phytonyms |
|
Scientific name |
|
Proverbs | 16 Proverbs containing the word voatango |
Article |
17 Randzavola: voatango ao amin' ny Baiboly |
Updated on 2022/07/30 |