Entry | 1 voatangombazaha |
Elementary words | 2 voatango, vazaha |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Karazam-boatavo lavalava voa fanao fangaron-daoka matsiro no azo atao salady koa (fantatra indrindra amin' ny anaram-bazaha hoe: "concombre") [1.1] |
Explanations in French |
5 (de voatango et vazaha : étranger). Cucumis sativus L. (Cucurbitaceae). Fruit consommé cru (Concombre) ou confit au vinaigre (Cornichon) surtout par les Européens, d'où son nom malgache : « Voatango des étrangers ». [Merina]
[1.196] |
Vocabulary |
6 Botany: vegetable |
Scientific name |
|
Updated on 2023/10/06 |