|
|
|
|

Entry (1/3)1  vao
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  Tsy mbola simba: Mofo vao vidina fa efa leon' ny mofo mialina andro aho
4  Niseho tsy ela izay: Fery vao
5  Tsy tranainy, tsy ton-ta: Nosoloana dabilio vao daholo ny dabilio tao am-piangonana. Ny mpamaritra matoanteny "Vao" dia manan-kevitra samy hafa araka ny matoanteny miaraka aminy, na milaza ny ankehitriny, na ny lasa, na ny ho avy: 1) Mbola eo...: Vao misakafo izahay. 2) Avy... tsy ela akory: Vao nisakafo izahay. 3) Efa akaiky ny: Vao hisakafo izahay
6  Raha vantany avy...: Vao nahare poa-basy izy dia nandositra [1.1]
Derivatives 
7  Active verbs :
8  Passive verbs :
9  Relative verbs :
10  Names :
11  Adjectives :
Compound words 
Phytonyms 
Toponyms 

Entry (2/3)26  vao
Part of speech  27  noun
Explanations in Malagasy  28  anaran-kazandrano [Taisaka] [1.78]
Vocabulary  29  Zoology: fishes

Entry (3/3)30  vao
Part of speech  31  noun
Explanations in French  32  (ici : « dès que » ; la floraison de cette plante marquait le départ des piroguiers Vezo pour la pêche en haute mer ou la dangereuse chasse au cachalot. Il fallait partir dès que la première fleur s'ouvrait, d'où le nom malgache). Crinum firmifolium Baker (Amaryllidaceae). Nom relevé d'après Tabibo d'Ambato-Boeny : d'après cet empirique, le bulbe toxique est surtout employé en emplâtre sur les abcès et furoncles ; il en assure la détersion et la cicatrisation. On l'emploie peu par la bouche car il est toxique (présence d'alcaloïdes confirmée). [Sakalava] [1.196]
Vocabulary  33  Botany
Scientific name 

Anagrams  35  avo, ova, vao, voa-, voa~

Updated on 2023/08/11