|
|
|
|

Entry1  raha vao
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  Mitarika fehezankevitra milaza fotoana hentitra: Raha vao maneno ny lakolosy, dia tsy maintsy miditra ny mpianatra [1.1]
Examples  4  Ilezo ihany no nanontaniako, raha vao tonga aho [2.324]
Elementary words  5  raha, vao

Anagrams  6  aravaho, arovaha, raha vao

Updated on 2023/05/27