Entry | 1 lasa mpifosa vao mifafa trano |
Elementary words | 2 lasa, mpifosa, vao, mifafa, trano |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 enti-milaza olona tsy nanao zavatra amin' ny fotoana tokony ho nanaovana azy; efa hitan'olona kilema vao taitra mitady hanatsara toetra [1.1] |
Updated on 2023/09/08 |