|
|
|
|

Entry1  vantany vao
Elementary words  2  vantany, vao
Part of speech  3  conjunction
Explanations in Malagasy  4  Tamin' ny fotoana indrindra izay...: Vantany vao niseho izy dia nitehaka ny olona [1.1]
Explanations in French  5  à peine, au même instant: Vantany vao lasa hianao dia tonga izy (A peine vous étiez parti qu'il est arrivé) [1.3]
Examples  6  vantany vao voafatra ny siramamy, vita daholo ny momba azy rehetra ao an-tanàna [2.470]
Compound words 
Tables and plates  8  All the conjunctions

Updated on 2023/10/24