Entry (1/2) | 1 valy |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Setry: Valin' ny fiakarana ny fidinana 4 Setrin' ny taratasy nalefa na ny fanontaniana natao: Nandefa taratasy tany amin-dRakoto aho nefa tsy naharay valiny hatramin' izao / Ataovy mazava tsara ny valin-teninao 5 Tody: Mbola hisy valiny izao fampijalianao zanak' olona izao 6 Zavatra atao ao ambadiky ny zavatra hafa iray: Misy valy tafo ny tranonay [1.1] |
Explanations in French |
7 réponse à une question, à une lettre, réplique 8 figuré: la pareille, la revanche, la vengeance, la punition, le châtiment, la récompense [1.3#806] |
Examples |
9 Tsy mbola nahazo valy taminy aho (Je n'ai pas encore obtenu de lui une réponse, une récompense) [1.3#806] 10 Valin' ny nataonao izany fahoriana izany (Ces souffrances sont une punition de ce que vous avez fait) [1.3#806] 11 Valin’ ny fahazotoanao ity boky ity (Ce livre vous est donné en récompense de votre application) [1.3#806] |
Morphology |
|
Derivatives |
|
Synonyms | 19 famerenana, setry, tsimbalivaly |
Compound words |
|
Proverbs | 24 Proverbs containing the word valy |
Entry (2/2) | 25 valy |
Part of speech | 26 noun |
Explanations in Malagasy |
27 vady [Tambahoaka]
[1.78] |
Compound words |
|
Anagrams | 29 lavy, valy |
Updated on 2023/06/24 |