Entry | 1 tsimbalivaly |
Root | 2 valy |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1#989] Valim-bonoana 5 [1.1] Teny ilazana fa misy ny valiny na setriny daholo izay atao: Tsimbalivaly ny fiainana |
Examples |
6 [2.285#] Ary tsarovy farany indrindra fa tsimbalivaly. 7 [2.606#] Tsy azo sarahina amin'ny rafitry ny toekarena sy rafi-pitondrana mantsy ny rafi-pisainana, fa misy fifandraisana tsimbalivaly amin' izy telo tonta. |
Updated on 2024/12/26 |
![]() |