|
|
|
|

Entry1  tsy roa aman-tany
Elementary words  2  tsy, roa, amana, tany
Part of speech  3  locution
Examples  4  [2.470] Idada sy neniny, hono, no nanomana lanonana tsy roa aman-tany toy izao.
5  [2.472] Zava-dehibe taminy izany, hafaliana tsy roa aman-tany, ka tsy tanany ny ranomasony.

Updated on 2024/12/07