|
|
|
|

Entry1  tsy mandady amin' ny hazo tsy fantatra
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] fomba fiteny raha mangata-bady ilazana fa tsy miditriditra befahatany amin' ny fianakaviana tsy fantatra akory Razazalahy fa amin' ny fototr' olona efa fantany sy ankasitrahany
Elementary words  4  tsy, mandady, hazo, fantatra

Updated on 2024/12/07