|
|
|
|

Entry1  tsy latsa-danja noho ny
Part of speech  2  locution
Examples  3  [1.38] Nefa nisy anankiray izay noheverina ho tsy latsa-danja noho ny andriamani-dahy.
4  [2.470] Rainitoandro tokoa no maty, fa ny fitsimbinan' ny tany ama-monina ny vady aman-janany dia mahatahotra an' Andriamanitra, fa mihoatra sy tsy latsa-danja noho ny fahavelony.
Elementary words  5  tsy, latsaka, lanja, noho

Updated on 2025/02/12