Entry | 1 lanja |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Havesaran-javatra aramizana: Firy kilao ny lanjan' io vary io? 4 Fitondrana zavatra na biby na olona eo ambony soroka: Aza atao lanja kisoa, lehiretsy, itỳ zanak' olona! [1.1] |
Explanations in English |
5 weight [Comp. Swa. mlanza, a pole for carrying] [1.2] 6 weight [1.7] |
Explanations in French |
7 poids, pesanteur [1.8] 8 importance; masse, dose [1.13] |
Examples |
9 Raha lanja no hitsarana, dia ireny no vato-mizana; [2.285] 10 Ny vaton' ny Filoha no mahery lanja raha mitovy ny isam-bato. [2.114] 11 mandova ny rainy ary koa ny reniny, na dia tsy mitovy lanja aza izany. [2.606] |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Toponyms |
|
Proverbs | 27 Proverbs containing the word lanja |
Updated on 2023/05/19 |