Entry (1/8) | 1 tomboka |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Fandentehana angady amin' ny tany; fanapahana (biby na ahitra) main' ny angady; famelezana amin-java-maranitra [1.1] |
Explanations in French |
4 un coup de pioche donné à la terre [1.3] |
Compound words |
|
Entry (2/8) | 8 tomboka |
Part of speech | 9 noun |
Explanations in Malagasy |
10 Fiampangana olona amin-javatra tsy nataony, endrikendrika tsy marina: Tokony hofadinany endrikendrika, ny tomboka befahatany fa manohitra ny fitiavanamana [1.1] |
Explanations in French |
11 accusations fausses [1.3] |
Derivatives |
|
Synonyms | 14 tombotomboka |
Compound words |
|
Entry (3/8) | 17 tomboka |
Part of speech | 18 noun |
Explanations in Malagasy |
19 Fametahana kase amin' ny taratasy, fametahana marika amin-javatra: Tombo-kase ~ tombo-kavatsa [1.1] |
Explanations in French |
20 apposition du cachet à une pièce officielle [1.3] |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Entry (4/8) | 24 tomboka |
Part of speech | 25 noun |
Explanations in Malagasy |
26 Vary an-tanety ambolena amin' ny tavy ka jinjaina amin' ny fahavaratra [Taisaka]
[1.1] |
Examples |
27 Ny vary tomboka dia ny vary maniry amin' ny ala notevezina. [2.508#] |
Compound words |
|
Entry (5/8) | 29 tomboka |
Part of speech | 30 noun |
Explanations in Malagasy |
31 Fiandohan' asa, fanaovan-javatra voalohany, fisantarana amin' izay atao [1.1] |
Entry (6/8) | 32 tomboka |
Part of speech | 33 noun |
Explanations in Malagasy |
34 Bibikely mamorivory fotsy ao anatin' ny ranon' ando maraina izay heverin' ny olona ho mahatonga vay raha voakasika na voahitsaka: Voan' ny tomboka ny tongotr' Isambito 35 Karazana vay mpahazo ny omby [1.1] 36 karazana aretina mpahazo ny olona sy ny biby ateraky ny basiliosin'arina [1.13] |
Explanations in French |
37 charbon [1.3, 1.13] 38 anthrax, bubon très douloureux [1.3] 39 charbon bactéridien [1.196] |
Vocabulary |
40 Health 41 Zoology: veterinary art |
Compound words |
|
Entry (7/8) | 43 tomboka |
Part of speech | 44 noun |
Explanations in Malagasy |
45 loaka, lavaka [Bezanozano]
[1.78] |
Entry (8/8) | 46 tomboka |
Part of speech | 47 adjective |
Explanations in Malagasy |
48 bongo: Trano bongo [Bezanozano]
[1.78] |
Anagrams | 49 kombato, tamboko, tokambo, tombako, tomboka |
Updated on 2023/04/24 |