|
|
|
|

Entry1  tombotomboka
Root  2  tomboka
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  endrikendrika [Sihanaka] [1.78]
5  Fiampangana olona amin-javatra tsy nataony, endrikendrika tsy marina: Tokony hofadinany endrikendrika, ny tombotomboka befahatany fa manohitra ny fitiavanamana [1.1]
Derivatives 
6  Active verbs :
7  Relative verbs :
8  Names :
Synonyms  9  tomboka

Updated on 2023/01/20