Entry (1/4) | 1 fanenitra |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 aretina mahafaty avy amin'ny basiliosin'i Nikolae izay miditra avy amin'ny ratra tsy voakarakara ara-pahasalamana [1.13] |
Explanations in French |
4 tétanos [1.13] |
Vocabulary |
5 Health |
Entry (2/4) | 6 fanenitra |
Root | 7 tenitra |
Part of speech | 8 noun |
Explanations in Malagasy |
9 Bibikely toy ny masomby maro mitohitohy mainty sy vony ny kibony ary misy filo manindrona ery an-tendrony [1.1] |
Explanations in English |
10 a species of mason wasp. [Menangabow panangit.] This is sometimes called takolapanenitra and fangaraka [1.2] 11 a wasp [1.7] |
Explanations in French |
12 guêpe [1.3#147, 1.8, 1.13] |
Examples |
13 nihotakotaka sahala amin'ny omby tratran'ny fanenitra ry zareo [2.895#] |
Vocabulary |
14 Zoology: invertebrates |
Synonyms | 15 takolapanenitra, fangaraka |
Article |
16 Randzavola: fanenitra ao amin' ny Baiboly |
Entry (3/4) | 17 fanenitra |
Root | 18 tenitra |
Part of speech | 19 noun |
Explanations in Malagasy |
20 Fanebahana, fanaovana tsinontsinona, fanatsizarizariana [1.1] |
Entry (4/4) | 21 fanenitra |
Root | 22 tenitra |
Part of speech | 23 noun |
Explanations in Malagasy |
24 Fomba entina manenitra, maneso, manaraby [1.1] |
Explanations in French |
25 critique [1.3#147] |
Updated on 2023/01/20 |