|
|
|
|

Entry1  trano tomboka
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  trano vita amin' ny rantsan-kazo nofetaina sy nolalorina fotaka 4  trano tsy misy rindrina, na misy fa iva kely foana, ka ny tafony mitombina amin' ny tany; [1.1]
Elementary words  5  trano, tomboka

Updated on 2023/01/01