Entry | 1 tombo-montsina |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] ilazana ny olona miray tetika ka manao izay tsy handrenesana ny tenin' ilay mifamaly aminy fa vao miteny dia tsenainy |
Elementary words | 4 tomboka, montsina |
Updated on 2024/12/07 |
![]() |