Entry (1/2) | 1 antoko |
Root | 2 toko |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Andiany, sokajiny iray: Antokon-tafika 5 Fikambanana voafaritra tsara hiavaka amin' ny hafa: Antoko politika 6 Mpiaraka na mpikambana miray amin' ny tena, mpiara-dia: Antokonay ry Ranona ireny [1.1] |
Explanations in French |
7 catégorie, classe, parti, série [1.13] |
Examples |
8 Teo an-tokotany izahay, dia nanao antoko-mpihira iray. [2.4#] 9 Io aloha dia porofon' ny fahalemen' ny antoko politika. [4.27#] 10 Eh, raha nahitan' ny olona antoko miaramila tonga tampoka! [2.270#] 11 Betsaka ny antoko-miaramila vita fiomanana ary niandry fiaingana fotsiny. [2.472] |
Compound words |
|
Entry (2/2) | 14 antoko |
Part of speech | 15 noun |
Explanations in Malagasy |
16 tsatokazo, andry, andribe [Betsimisaraka]
[1.78] |
Explanations in French |
17 pieux sur lesquels sont posées les solives du plancher de la case, comme varingarinsa [Tankarana]
[1.19] |
Anagrams | 18 antoko, kanoto, kotano, kotona, tokona |
Updated on 2023/09/01 |