Entry | mitoko (toko) | ||||||||
Part of speech | active verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Mitsinjarazara ho toko maro: Efa mitoko ireo ny anana ka firy toko no alainao Mahazo isa amin' ny baolina: Tsy mbola nitoko ihany hatramin' izao ny mpilalao malagasy [1.1] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Compound words |
| ||||||||
Anagrams | mitoko, mokoty |
Updated on 2023/08/11 |