Entry (1/4) | 1 manoko |
Root | 2 toko |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Manatsinjarazara ho toko maro: Manoko voanjo 5 Mandahatra ny vatom-panorona alohan' ny hilalaovana: Aza kamokamo manoko vato 6 Mipetraka mitakoko toa manjoretra [1.1] |
Explanations in English |
7 same as mioko [1.2] |
Explanations in French |
8 mettre en tas, grouper [1.13] |
Examples |
9 I Neny manokom-bary sy laoka ary manoko latabatra. [2.4#11] 10 manoko ny entany ny mpaninjara eo an-toerana, ary asa na mihatery ny tsena amin' iny fotoana iny [2.4#87] |
Morphology |
|
Synonyms | 15 manokotoko, mioko |
Compound words |
|
Entry (2/4) | 17 mañoko |
Part of speech | 18 active verb |
Explanations in French |
19 faire chavirer, faire renverser [Sakalava-Mayotte]
[1.405] |
Entry (3/4) | 20 manoko |
Part of speech | 21 active verb |
Explanations in Malagasy |
22 mamangy [Taisaka]
[1.78] |
Entry (4/4) | 23 manoko |
Part of speech | 24 noun |
Explanations in French |
25 Vient de la racine toko et veut dire partager en lots à peu près égaux ou ranger des pions, des graines, en ligne. Pour les arbres, c'est une déformation de manoka. Asteropeia rhopaloides (Baker) Baill. (Asteropeiaceae). [1.196] |
Vocabulary |
26 Botany |
Scientific name |
|
Anagrams | 28 makono, manoko, mañoko, monoka, makono, manoko, mañoko, monoka |
Updated on 2023/09/25 |